NOTICE GRAMMATICALE
|
TEMPS |
Présent Passé Futur |
Niany, zaho mihinana akoho Omaly, zaho nihinana akoho (Rq : Rieta ÆNandrieta) Amarehy, zaho mihinana akoho (Rq : à l’écrit m Æh ) |
|
POSSESSIFS |
Mon, ma, mes Ton, ta, tes Son, sa, ses Notre, nos (inclusif) Notre, nos (exclusif) Votre, vos Leur, leurs |
___ko (mamako), ___naka ___nao (mamanao) ____nazy(mamanazy), __ny (mamany Tona = la maman de Tona) ___tsika (mamatsika)
___nehy (mamanehy) ___narô , ___nareo (mamanarô) ___ndrô , ___ndreo (mamandrô) |
|
CONDITIONNEL |
Koa /Raha |
Anao koa misijery /Raha anao misijery, zaho mividy zavatra. (Si tu es gentil, je t’acheterai un cadeau ) |
|
IMPERATIF |
Suffixe -à |
Avy è Avià ! Ataovy è Ataovià ! Mamany è Mamanià ! Matory è Matorià ! Mihinana è Mihinanà ! Teny è Tenenà ! Mitady è Mitadiàva ! Mifody è Afodià ! |
|
IMPERATIF (NEGATION) |
Aza |
Aza m’dérange ! Aza migiaka io ! (Ne bois pas çà !) |
|
PASSE PROCHE |
Mbôka |
Zaho mbôka nihina (je viens de manger / J’ai fini de manger) (Rq : mbôkanihina = Après manger) |
|
VOIX ACTIVE / VOIX PASSIVE |
Le verbe se transforme |
Zaho tia romazava = romazava tiako Zaho mila labiera = labiera ilaíako Zaho mihina vary = vary hoanako Zaho manasa lamba = lamba sàsako Zaho manao raha = raha ataoko Zaho mividy labiera = labiera vidíako Zaho manamboatra trano = trano amboarako Zaho migiaka divay = divay giako |
|
QUAND … |
Raha (au futur) Taminy … mbola (au passé) |
Raha anao tonga any Tana, ameza Befo ity. (Quand tu arriveras à Tana, donne ça à Befo.) Taminy zaho mbola zaza, nipetraka tany Diégo. (Quand j’étais enfant, j’habitais à diégo) |
|
Notion D’ENVIE |
M Æ Ti (tia) |
Mihinana Æ Tihinana (zaho tihinana fromazy) Milely ÆTilely (Anao tilely miaraka amin’naka ?) (est-ce que tu veux coucher avec moi ?) Mandeha Æ Tiandeha |
|
OBLIGATION |
Tokony Tsy maintsy |
Anao tokony atôvy blosy mandeha any lekoly Zaho tsy maintsy mandeha. |
|
CAPACITE |
Mahay |
Anao mahay miteny Français ? |
|
COMPARATIF |
Mandilatra (+) Kara (=) |
Pauline lava mandilatra Mariette (Pauline est plus grande que Mariette) Oly lava kara Monique (Oly est aussi grande que Monique) |
|
SUPERLATIF |
Farany |
Zaho faran’ lava (Je suis le plus grand) Zaho faran’ tsara aminy ’tsikajiaby (Je suis le meilleur de nous tous) |
|
PARCE QUE |
Satría |
Zaho tsy mandeha any lekoly satría zaho marary (je ne vais pas à l’école parce que je suis malade) |
|
SEUL / SEULEMENT JUSTE |
Fo |
Zaho misy araiky fo zaza / Misy araiky fo zanako (j’ai un seul enfant) Zaho mandeha any leglizy fo aminy dimanche (je vais à l’église seulement le dimanche) Zaho mandeha misôma ary fo (ary=là-bas) (je vais juste jouer) |
|
PERMISSION
INTERDICTION |
Mahàzo
Tsy azo |
Azafady, zaho mahàzo mifoka ? (est-ce que je peux fumer, svp ?) Azafady, zaho mahàzo mizaha ny sary ? (est-ce que je peux regarderles photos, svp ?) Tsy azoko . (je ne peux pas) Tsy azo idirana ato (interdiction d’entrée) |
|
A CAUSE DE |
Navy taminy |
Zaho nandróbaka bisikiletanaka navy tamin’nao (J’ai cassé mon vélo à cause de toi) Zaho tara navy taminy mamako (je suis en retard à cause de ma mère) |
|
AFIN DE |
Mba |
Zaho nivanga sambo mba zaho mandeha/andehanako any Nosy Be (J’ai acheté un bateau pour aller à Nosy Be) |
|
ADJECTIFS AU PASSE |
M Æ N |
Niany zaho marary / Nomoaly zaho narary (si l’adjectif commence par une autre lettre, il est invariable) |
|
IL VAUT MIEUX QUE… |
Sitrany |
Sitrany anao mandeha (il vaut mieux que tu t’en ailles) |
|
TROP |
Lóatra |
Misy varatraza lóatra (Il y a trop de vent) Kabojinao madiniky lóatra (ta bite est trop petite) |
|
À, EN (devant noms de lieu) |
Amp-, Amb- (contraction de aminy) |
Fonja (prison) : Amponja (en prison) Fandriana (lit) : Ampandriana (au lit) |
|
SOI-MÊME |
Teña |
Mamono teña (se suicider) Mivólana teña (parler tout seul) |
|
|
|
|
|
|
PRONOMS DEMONSTRATIFS |
ADVERBES DE LIEU |
||
|
|
Singulier |
Pluriel |
Lieu visible |
Lieu invisible |
|
Distance nulle |
ITY (celui-ci) |
IRETO (ceux-ci) |
ETO |
ATO |
|
Distance indéfinie |
IO (celui-là) |
IREO (ceux-là) |
ENY |
ANY / AO |
|
Grande distance |
IRY |
IRERY |
ERY |
ARY |
|
|
Boky io / ireo (Ce / ces livre(s)) Harivo any (ce soir)
|
Pour exprimer le passé : préfixe t Izy ary (Elle est là-bas) Zaho eto Diégo (Je suis à Diégo) Zaho mandeha any Tana (Je vais à Tana) Izy tany (elle était là bas) Aussi : Izy io (il est là)
|
||
| Accueil | Préambule | MADAGASCAR |
| Petit vocabulaire | Expressions et phrases diverses | LEXIQUE ANTSIRANAIS |
| Notice grammaticale | Contact |